<-
->

Est 9:25 But when Esther came before the king, he commanded by letters that his wicked device, which he devised against the Jews, should return upon his own head, and that he and his sons should be hanged on the gallows. fa raha nankeo anatrehan' ny mpanjaka izany, dia nampanoratra taratasy handidy mba hatsingerina ho eo amin' ny lohany ihany ny hevi-dratsy nokasain' i Hamana hatao amin' ny Jiosy, ary mba hahantona amin' ny hazo izy sy ny zananilahy. Fa niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Estera, ka nandidy an-tsoratra ny mpanjaka hampitsingerina ho eo an-dohan' i Amanà, ny hevitra ratsy nokasainy hafitsoka ny Jody, ka nahantona tamin' ny hazo izy sy ireo zanany. Mais quand il fut rentré chez le roi pour lui demander de faire pendre Mardochée, le mauvais dessein qu' il avait conçu contre les Juifs se retourna contre lui, et il fut pendu, ainsi que ses fils, à la potence.