<-
->

Eks 1:11 Therefore they did set over them taskmasters to afflict them with their burdens. And they built for Pharaoh treasure cities, Pithom and Raamses. Koa dia nanendreny mpifehy izy, mba hampahory azy amin' ny fanompoany mafy. Ary nanao tanàna fitehirizana ho an' i Farao izy, dia Pitoma sy Ramesesa. Ka dia nanendry mpifehy hampanao fanompoana an' Israely izy, mba hamoritra azy amin' ny asa mafy; izany no nahavitana tanàna, natao fitehirizan-javatra ho an' i Faraona dia Pitaoma sy Ramsesa. On imposa donc à Israël des chefs de corvée pour lui rendre la vie dure par les travaux qu' ils exigeraient. C' est ainsi qu' il bâtit pour Pharaon les villes-entrepôts de Pitom et de Ramsès.