<-
->

Eks 1:5 And all the souls that came out of the loins of Jacob were seventy souls: for Joseph was in Egypt already. Ary ny isan' ny olona rehetra naterak' i Jakoba dia fito-polo; fa Josefa efa tany Egypta rahateo. Fito-polo izy rehetra terak' i Jakoba; ary Josefa efa tany Ejipta. Les descendants de Jacob étaient, en tout, soixante-dix personnes. Joseph, lui, était déjà en Égypte.