<-
->

Eks 1:6 And Joseph died, and all his brethren, and all that generation. Ary maty Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin' izany taranaka rehetra izany. Ary maty Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin' ireo taranaka rehetra ireo. Puis Joseph mourut, ainsi que tous ses frères et toute cette génération.