<-
->

Eks 11:7 But against any of the children of Israel shall not a dog move his tongue, against man or beast: that ye may know how that the Lord doth put a difference between the Egyptians and Israel. Kanefa tsy hisy na dia alika aza hanetsika ny lela ny amin' ny Zanak' Isiraely rehetra, na amin' ny olona, na amin' ny biby, mba ho fantatrareo ny tsi-fampitovian' i Jehovah ny Egyptiana sy ny Isiraely. Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. Mais chez tous les Israélites, pas un chien ne jappera contre qui que ce soit, homme ou bête, afin que tu saches que Yahvé discerne Israël de l'Égypte.