<-
->

Eks 11:8 And all these thy servants shall come down unto me, and bow down themselves unto me, saying, Get thee out, and all the people that follow thee: and after that I will go out. And he went out from Pharaoh in a great anger. Ary hidina ho ao amiko ireo mpanomponao rehetra ireo dia hiankohoka eo anatrehako ka hanao hoe: Mandehana ianao sy ny olona rehetra izay manaraka anao; ary rehefa afaka izany, dia vao handeha aho. Dia niala teo amin' i Farao tamin' ny fahatezerana mirehitra Mosesy. Izay ny mpanomponao rehetra etoana dia hidina hankany amiko sy hiankohoka eo anatrehako, ka hanao hoe: Mandehana any avokoa, hianao sy ny vahoaka rehetra manaraka anao. Ary izay koa aho vao handeha. Dia tamim-pahatezerana mirehitra no nivoahan' i Moizy avy ao amin' i Faraona. Alors tous tes serviteurs que voici viendront me trouver et se prosterneront devant moi en disant : "Va-t' en, toi et tout le peuple qui marche à ta suite ! " Après quoi je partirai. " Et, enflammé de colère, il sortit de chez Pharaon.