<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:14 | And this day shall be unto you for a memorial; and ye shall keep it a feast to the |
Ary izany andro izany dia ho fahatsiarovana ho anareo ka hotandremanareo ho andro firavoravoana ho an' i Jehovah; hatramin' ny taranakareo fara mandimby no hitandremanareo izany ho andro firavoravoana, ho lalana mandrakizay. | Hataonareo tsy very tadidy izany andro izany, fa hankalazainareo amin' ny fety hiderana an' ny Tompo, hankalazainareo amin' ny taranakareo mifandimby, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay. | Ce jour-là, vous en ferez mémoire et vous le fêterez comme une fête pour |