<-
->

Eks 12:28 And the children of Israel went away, and did as the Lord had commanded Moses and Aaron, so did they. Ary dia nandeha ny Zanak' Isiraely ka nanao izany; araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy sy Arona no nataony. Ary lasa nandeha ny zanak' Israely ary nanatanteraka izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy sy Aarona; izany no nataony. Les Israélites s' en allèrent et firent ce que Yahvé avait ordonné à Moïse et à Aaron.