<-
->

Eks 12:3 Speak ye unto all the congregation of Israel, saying, In the tenth day of this month they shall take to them every man a lamb, according to the house of their fathers, a lamb for an house: Mitenena ianareo amin' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka manaova hoe: Amin' ny andro fahafolo amin' ity volana ity dia aoka samy haka zanak' ondry iray avy izy rehetra, araka ny fianakaviany, dia zanak' ondry iray avy no ho an' ny isan-trano; Ary mitenena amin' ny fiangonan' Israely rehetra ataovy hoe: Amin' ny andro fahafolon' ity volana ity, samia hianareo maka zanak' ondry iray avy isam-pianakaviana, zanak' ondry iray isan-trano. Parlez à toute la communauté d' Israël et dites-lui : Le dix de ce mois, que chacun prenne une tête de petit bétail par famille, une tête de petit bétail par maison.