<-
->

Eks 13:5 And it shall be when the Lord shall bring thee into the land of the Canaanites, and the Hittites, and the Amorites, and the Hivites, and the Jebusites, which he sware unto thy fathers to give thee, a land flowing with milk and honey, that thou shalt keep this service in this month. Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay nianianany tamin' ny razanao homena anao, dia tany tondra-dronono sy tantely, dia hanao izany fanompoana izany ianao amin' izao volana izao. Ary raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo anao any amin' ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Heveana ary ny Jeboseana, izay nianianany tamin' ny razanao homeny anao, tany tondra-dronono aman-tantely, dia hataonao izany fomba masina izany, amin' ny volana toy izao. Quand Yahvé t' aura fait entrer dans la terre des Cananéens, des Hittites, des Amorites, des Hivvites et des Jébuséens, qu' il a juré à tes pères de te donner, terre qui ruisselle de lait et de miel, tu pratiqueras ce rite en ce même mois.