<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:10 | And when |
Ary rehefa mby akaiky Farao, dia natopin' ny Zanak' Isiraely ny masony, ka, indreo, ny Egyptiana tamy manenjika azy; dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak' Isiraely ka nitaraina tamin' i Jehovah. | Nony mby akaiky Faraona, natopin' ny zanak' Israely ny masony, dia indreo tamy nanaraka azy ny Ejipsiana, ka raiki-tahotra mafy ny zanak' Israely, sy velon-taraina tamin' ny Tompo. | Comme |