<-
->

Eks 14:23 And the Egyptians pursued, and went in after them to the midst of the sea, even all Pharaoh' s horses, his chariots, and his horsemen. Dia nanenjika azy ny Egyptiana ka niditra nanaraka azy teo afovoan' ny ranomasina, dia ny soavalin' i Farao rehetra sy ny kalesiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny. Nanenjika azy ny Ejipsiana, ka niditra nanaraka azy teo afovoan' ny ranomasina avokoa ny soavalin' i Faraona mbamin' ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny. Les Égyptiens les poursuivirent, et tous les chevaux de Pharaon, ses chars et ses cavaliers pénétrèrent à leur suite au milieu de la mer.