<-
->

Eks 14:4 And I will harden Pharaoh' s heart, that he shall follow after them; and I will be honoured upon Pharaoh, and upon all his host; that the Egyptians may know that I am the Lord. And they did so. Dia hanamafy ny fon' i Farao Aho, ka hanenjika anareo izy; dia hankalazaina Aho noho ny hataoko amin' i Farao sy amin' ny miaramilany rehetra, ka ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah. Dia nataon' ny Zanak' Isiraely izany. Ary hohamafisiko ny fon' i Faraona ka hanenjika azy izy. Nefa hataoko miseho miharihary ny voninahitro ao amin' i Faraona sy ny tafiny rehetra, ka ho fantatry ny Ejipsiana fa Iaveh aho. Dia nataon' ny zanak' Israely izany. J' endurcirai le coeur de Pharaon et il se lancera à leur poursuite. Je me glorifierai aux dépens de Pharaon et de toute son armée, et les Égyptiens sauront que je suis Yahvé. " C' est ce qu' ils firent.