<-
->

Eks 15:22 So Moses brought Israel from the Red sea, and they went out into the wilderness of Shur; and they went three days in the wilderness, and found no water. Ary Mosesy nitondra ny Isiraely nifindra avy teo amoron' ny Ranomasina Mena, dia nandroso ho any amin' ny efitra Sora izy; ary nandeha hateloana tany an-efitra izy fa tsy nahita rano. Dia nasain' i Moizy niainga avy ao amin' ny ranomasina Mena Israely. Nandroso nankany amin' ny efitra Sora, ary hateloana izy nandeha tsy nahita rano tamin' io efitra io. Moïse fit partir Israël de la mer des Roseaux. Ils se dirigèrent vers le désert de Shur et marchèrent trois jours dans le désert sans trouver d' eau.