<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:14 | And when |
Ary rehefa hitan' ny rafozan' i Mosesy izay rehetra nataony tamin' ny olona, dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin' ny olona izao? Nahoana no ianao irery ihany no mipetraka, fa ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva? | Nony nahita izay rehetra nataon' i Moizy tamin' ny vahoaka ity rafozany, dia nanao hoe: Inona ity ataonao amin' ireo olona ireo? Nahoana no hianao irery no mipetraka hitsara, ary ny olona rehetra mitsangana eo anatrehanao hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva? | Le beau-père de |