<-
->

Eks 18:21 Moreover thou shalt provide out of all the people able men, such as fear God, men of truth, hating covetousness; and place such over them, to be rulers of thousands, and rulers of hundreds, rulers of fifties, and rulers of tens: Ary mizaha eo amin' ny olona rehetra izay lehilahy mahay sy matahotra an' Andriamanitra, dia lehilahy marina izay tsy tia kolikoly; ka manendre mpifehy arivo sy mpifehy zato sy mpifehy dimam-polo ary mpifehy folo hifehy azy. Ary ankehitriny dia ifidiano lehilahy mahay sy matahotra an' Andriamanitra, ao amin' ny vahoaka rehetra, lehilahy marina sy tsy tia kolikoly, ka ireny no atsangano ho tompon' arivo sy tompon-jato, ary mpifehy dimam-polo amam-pifehy folo, hitondra azy ireo. Mais choisis-toi parmi tout le peuple des hommes capables, craignant Dieu, sûrs, incorruptibles, et établis-les sur eux comme chefs de milliers, chefs de centaines, chefs de cinquantaines et chefs de dizaines.