<-
->

Eks 18:27 And Moses let his father in law depart; and he went his way into his own land. Ary Mosesy namoaka ny rafozany; ka dia lasa nody any amin' ny taniny izy. Nanao veloma ny rafozany Moizy, dia lasa nody any amin' ny taniny Jetrao. Puis Moïse laissa repartir son beau-père qui reprit le chemin de son pays.