<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:7 | And |
Ary Mosesy nivoaka hitsena ny rafozany, dia niankohoka sady nanoroka azy; ary nifampiarahaba izy mianaka, dia niditra tao an-day. | Dia nivoaka hitsena ny rafozany Moizy; ka niankohoka sy nanoroka azy; ary rahefa nifanontany ny toe-pahasalamany avy izy aloha dia niditra tao an-dain' i Moizy. |