<-
->

Eks 18:8 And Moses told his father in law all that the Lord had done unto Pharaoh and to the Egyptians for Israel' s sake, and all the travail that had come upon them by the way, and how the Lord delivered them. Ary nambaran' i Mosesy tamin' ny rafozany izay rehetra efa nataon' i Jehovah tamin' i Farao sy tamin' ny Egyptiana noho ny amin' ny Isiraely, mbamin' ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dalana, sy ny namonjen' i Jehovah azy. Notantarain' i Moizy tamin' ny rafozany avokoa ny nataon' ny Tompo tamin' i Faraona sy ny Ejipsiana, noho ny amin' Israely; ny fahoriana rehetra nanjò azy teny an-dàlana, ary ny namonjen' ny Tompo azy. Moïse raconta à son beau-père tout ce que Yahvé avait fait à Pharaon et aux Égyptiens à cause d' Israël, ainsi que toutes les tribulations qu' ils avaient rencontrées en chemin, et dont Yahvé les avait délivrés.