<-
->

Eks 19:1 In the third month, when the children of Israel were gone forth out of the land of Egypt, the same day came they into the wilderness of Sinai. TAMIN' ny volana fahatelo taorian' ny nialan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tany Egypta, dia tamin' izany andro izany no nahatongavany tany an-efitr' i Sinay. Tamin' ny volana fahatelo aorian' ny nivoahany tany Ejipta, tamin' izany andro izany, no nahatongavan' ny zanak' Israely tany an' efitr' i Sinaia. Le troisième mois après leur sortie du pays d'Égypte, ce jour-là, les Israélites atteignirent le désert du Sinaï.