<-
->

Eks 19:10 And the Lord said unto Moses, Go unto the people, and sanctify them to day and to morrow, and let them wash their clothes, Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mandehana ho eny amin' ny olona, ka manamasina azy anio sy ampitso, ary ampanasao ny fitafiany izy: Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mandehana mankany amin' ny vahoaka, ka hamasino izy anio sy ampitso, ary asaovy sasàny ny fitafiany. Yahvé dit à Moïse : " Va trouver le peuple et fais-le se sanctifier aujourd' hui et demain ; qu' ils lavent leurs vêtements