<-
->

Eks 2:13 And when he went out the second day, behold, two men of the Hebrews strove together: and he said to him that did the wrong, Wherefore smitest thou thy fellow? Ary nony ampitson' iny, dia nivoaka indray izy, ary, indreo, nisy Hebreo roa lahy niady; dia hoy izy tamin' ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao? Ny ampitson' izay indray, nivoaka izy, ka indry fa nifanditra ny Hebrio roa lahy, ary hoy izy tamin' ilay diso hoe: Ahoana no ikapohanao ny namanao? Le jour suivant, il revint alors que deux Hébreux se battaient. " Pourquoi frappes-tu ton compagnon ? " dit-il à l' agresseur.