<-
->

Eks 2:19 And they said, An Egyptian delivered us out of the hand of the shepherds, and also drew water enough for us, and watered the flock. Ary hoy izy ireo: Nisy lehilahy Egyptiana anankiray namonjy anay tamin' ny tanan' ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, dia nampisotro ny ondry aman' osy. Ka hoy ny navaliny: Nisy Ejipsiana anankiray niaro anay tamin' ny tànan' ny mpiandry ondry, sy nanovo rano ho anay aza sady nampisotro ny biby fiompy. Elles lui dirent : " Un Égyptien nous a tirées des mains des bergers ; il a même puisé pour nous et abreuvé le petit bétail. -