<-
->

Eks 2:22 And she bare him a son, and he called his name Gershom: for he said, I have been a stranger in a strange land. Dia niteraka zazalahy izy, ary ny anarany nataon-drainy hoe Gersoma; fa hoy izy: Efa vahiny atý amin' ny tanin' ny firenena hafa aho. Tera-dahy Seforà ka nataon' i Moizy hoe Gersama ny anarany, fa hoy izy: Vahiny aty an-tany hafa aho. Elle mit au monde un fils qu' il nomma Gershom car, dit-il, " je suis un immigré en terre étrangère ".