<-
->

Eks 21:2 If thou buy an Hebrew servant, six years he shall serve: and in the seventh he shall go out free for nothing. Raha mividy andevo Hebreo ianao, dia enin-taona no hanompoany, ary amin' ny taona fahafito dia hiala ho afaka fotsiny izy. Rahefa hividy mpanompo hebrio hianao, enin-taona no hanompoany, fa amin' ny taona fahafito dia hiala izy ka afaka tsy mando na inona na inona. Lorsque tu acquerras un esclave hébreu, son service durera six ans, la septième année il s' en ira, libre, sans rien payer.