<-
->

Eks 25:22 And there I will meet with thee, and I will commune with thee from above the mercy seat, from between the two cherubims which are upon the ark of the testimony, of all things which I will give thee in commandment unto the children of Israel. Ary ao no hihaona aminao Aho, ka ao ambonin' ny rakotra fanaovam-panavotana no hitenenako aminao, dia ao anelanelan' ny kerobima roa, izay eo ambonin' ny fiaran' ny Vavolombelona, ka holazaiko izay rehetra handidiako anao holazainao amin' ny Zanak' Isiraely. Fa eo no hihaonako aminao; ary eo ambonin' ny fanaovam-panavotana, anelanelan' ny kerobima roa, izay ao ambonin' ny fiaran' ny vavolombelona, no hampandrenesako anao ny didy rehetra homeko anao ho an' ny zanak' Israely. C' est là que je te rencontrerai. C' est de sur le propitiatoire, d' entre les deux chérubins qui sont sur l' arche du Témoignage, que je te donnerai mes ordres pour les Israélites.