<-
->

Eks 28:43 And they shall be upon Aaron, and upon his sons, when they come in unto the tabernacle of the congregation, or when they come near unto the altar to minister in the holy place; that they bear not iniquity, and die: it shall be a statute for ever unto him and his seed after him. Ary hiakanjoan' i Arona sy ny zanany ireo, raha miditra amin' ny trano-lay fihaonana izy, na manakaiky ny alitara hanao fanompoam-pivavahana ao amin' ny fitoerana masina, mba tsy hahazoany heloka hahafaty azy; ho lalàna mandrakizay aminy sy amin' ny taranany mandimby azy izany. Ireo no hoentin' i Aarona sy ny zanany, na hiditra eo amin' ny trano lay fihaonana izy ireo, na hankeo amin' ny otely hanao ny fanompoam-pivavahana eo amin' ny fitoerana masina. Ary amin' izany dia tsy ho voan-keloka izy ka tsy ho faty. Lalàna mandrakizay izany, ho an' i Aarona sy ny taranany mandimby azy. Aaron et ses fils les porteront quand ils entreront dans la Tente du Rendez-vous, ou qu' ils s' approcheront de l' autel pour faire le service dans le sanctuaire, afin de ne pas se charger d' une faute qui entraînerait leur mort. C' est là un décret perpétuel pour Aaron et sa postérité après lui.