<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:15 | And |
Ary hoy koa Andriamanitra tamin' i Mosesy: Izao no holazainao amin' ny Zanak' Isiraely: Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, dia Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' i Isaka ary Andriamanitr' i Jakoba, no efa naniraka ahy ho atý aminareo; izany no anarako mandrakizay, ary izany no hahatsiarovana Ahy hatramin' ny taranaka fara mandimby. | Dia hoy koa Andriamanitra tamin' i Moizy: Lazao amin' ny zanak' Israely hoe: Iaveh, Andriamanitry ny razanareo, dia ny Andriamanitr' i Abrahama, Andriamanitr' Isaaka, Andriamanitr' i Jakoba, no maniraka ahy ho aty aminareo. Fa izany no anarako mandrakizay; izany no hahatsiarovana ahy hatramin' ny taranaka fara mandimby. |