<-
->

Eks 30:15 The rich shall not give more, and the poor shall not give less than half a shekel, when they give an offering unto the Lord, to make an atonement for your souls. Ny manan-karena tsy handoa mihoatra noho ny antsasaky ny sekely, ary ny malahelo tsy handoa latsaka, raha mandoa ny fanatitra ho an' i Jehovah izy, hanavotra ny ainareo. Ny mpanan-karena tsy handoa mihoatra, ny mahantra tsy handoa latsaka ny antsasaky ny sikla amin' ny fandoavana ny hajian' ny Tompo ho avotry ny ainareo. Le riche ne donnera pas plus et le pauvre ne donnera pas moins d' un demi-sicle lorsqu' il donnera le prélèvement pour Yahvé, en rançon de vos vies.