<-
->

Eks 30:34 And the Lord said unto Moses, Take unto thee sweet spices, stacte, and onycha, and galbanum; these sweet spices with pure frankincense: of each shall there be a like weight: Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Makà zava-manitra, ditin-kazo, ongila mani-pofona, galbanoma, zava-manitra sy emboka tsy mifaho zavatra hafa, izany rehetra izany ampitovio fatra. Yahvé dit à Moïse : " Prends des aromates : storax, onyx, galbanum, aromates et pur encens, chacun en quantité égale