<-
->

Eks 31:15 Six days may work be done; but in the seventh is the sabbath of rest, holy to the Lord: whosoever doeth any work in the sabbath day, he shall surely be put to death. Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an' i Jehovah: izay rehetra manao raharaha amin' ny andro Sabata dia hatao maty tokoa. Ny andro enina no hiasana fa ny andro fahafito ho andro fitsaharana amin' ny asa rehetra, dia voatokana ho an' ny Tompo. Koa na zovy na zovy hanao asa amin' ny andro sabata dia hohelohin-ko faty. Pendant six jours on fera l' ouvrage à faire, mais le septième jour sera jour de repos complet, consacré à Yahvé. Quiconque travaillera le jour du sabbat sera mis à mort.