<-
->

Eks 31:6 And I, behold, I have given with him Aholiab, the son of Ahisamach, of the tribe of Dan: and in the hearts of all that are wise hearted I have put wisdom, that they may make all that I have commanded thee; Ary, indro, Izaho efa nanome an' i Oholiaba, zanak' i Ahisamaka, avy amin' ny firenen' i Dana, ho namany; ary ny fon' izay hendry rehetra dia efa nasiako fahendrena, mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao: Ary indro nanampiko azy koa Ooliaba, zanak' i Akisemeka, avy amin' ny fokon' i Dana, ary efa nasiako fahendrena ny fon' ny lehilahy mahay rehetra, mba hanaovany an' izay rehetra nandidiako anao, Voici que je lui adjoins Oholiab, fils d' Ahisamak, de la tribu de Dan, et j' ai mis la sagesse dans le coeur de tous les hommes au coeur sage pour qu' ils fassent tout ce que je t' ai ordonné :