<-
->

Eks 32:11 And Moses besought the Lord his God, and said, Lord, why doth thy wrath wax hot against thy people, which thou hast brought forth out of the land of Egypt with great power, and with a mighty hand? Fa Mosesy nifona tamin' i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao no mirehitra amin' ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta tamin' ny hery lehibe sy ny tanana mahery? Nifona tamin' ny Tompo Andriamaniny anefa Moizy ka nanao hoe: Nahoana ny fahatezeranao, Iaveh ô, no dia hirehitra amin' ny vahoakanao, izay navoakanao avy any amin' ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe aman-tànana mahery? Moïse s' efforça d' apaiser Yahvé son Dieu et dit : " Pourquoi, Yahvé, ta colère s' enflammerait-elle contre ton peuple que tu as fait sortir d'Égypte par ta grande force et ta main puissante ?