<-
->

Eks 32:17 And when Joshua heard the noise of the people as they shouted, he said unto Moses, There is a noise of war in the camp. Ary rehefa ren' i Josoa ny fitabataban' ny olona izay nihorakoraka, dia hoy izy tamin' i Mosesy: Misy tabataban' ady atsy an-toby. Nony nandre ny tabataban' ny vahoaka nihorakoraka Josoe dia nilaza tamin' i Moizy hoe: Finanananàna toy ny any an' ady izany any amin' ny toby izany. Josué entendit le bruit du peuple qui poussait des cris et il dit à Moïse : " Il y a un bruit de bataille dans le camp !"