<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 32:27 | And he said unto them, Thus saith the |
Dia hoy izy taminy: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy ianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin' isam-bavahadin' ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy ianareo. | Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Samia hianareo manao ny sabany eo am-balahany avy, ka mandehana mamakivaky ny toby, hatramin' ny vavahadin' ny toby anankiray, ka hatramin' ny vavahady anankiray, dia samia mamono ny rahalahiny, ny sakaizany ary ny havany avy. | Il leur dit : " Ainsi parle |