<-
->

Eks 32:3 And all the people brake off the golden earrings which were in their ears, and brought them unto Aaron. Ary ny olona rehetra dia nandrombotra ny kavim-bolamena izay teny amin' ny sofiny ka nitondra azy ho eo amin' i Arona. Dia samy nanesotra ny kavim-bolamena teny an-tsofiny avokoa ny olona ka nitondra izany teo amin' i Aarona. Tout le peuple ôta les anneaux d' or qui étaient à leurs oreilles et ils les apportèrent à Aaron.