<-
->

Eks 34:3 And no man shall come up with thee, neither let any man be seen throughout all the mount; neither let the flocks nor herds feed before that mount. Ary aoka tsy hisy olona hiakatra afa-tsy ianao, ary aoka tsy hisy olona ho hita eny amin' ny tendrombohitra Sinay rehetra; ary ny ondry aman' osy koa sy ny omby dia aoka tsy hisy handrasana eny akaikin' izany tendrombohitra izany Aoka tsy hisy olona hiara-miakatra aminao; ary aoka tsy hisy olona hiseho eny an-tendrombohitra Sinaia rehetra eny; ary na ny ondry mbamin' ny omby aza, aoka tsy hihinana eny akaikin' ny tendrombohitra eny akory. Que personne ne monte avec toi ; que personne même ne paraisse sur toute la montagne. Que même le bétail, petit et gros, ne paisse pas devant cette montagne. "