<-
->

Eks 36:2 And Moses called Bezaleel and Aholiab, and every wise hearted man, in whose heart the Lord had put wisdom, even every one whose heart stirred him up to come unto the work to do it: Ary Mosesy dia nampaka an' i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian' i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin' ny fony hankeo amin' ny asa hanao azy. Dia nampanalain' i Moizy Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay norotsahan' ny Tompo fahaizana ny fony, mbamin' izay rehetra notaomin' ny fony amin' izany asa izany mba hahavita azy. Moïse appela donc Beçaléel, Oholiab et tous les hommes habiles à qui Yahvé avait donné l' habileté, tous ceux que leur coeur portait à s' appliquer à l' ouvrage pour le faire.