<-
->

Eks 38:21 This is the sum of the tabernacle, even of the tabernacle of testimony, as it was counted, according to the commandment of Moses, for the service of the Levites, by the hand of Ithamar, son to Aaron the priest. Ary izao no isan' ny zavatra nomba ny tabernakely, dia ny tabernakelin' ny Vavolombelona, izay nisaina araka ny didin' i Mosesy; natao fanompoan' ny Levita, fehin' Itamara, zanak' i Arona mpisorona, ny nanisa azy. Ary izao no isan' ny zavatra nanaovana ny Fonenana, dia ny Fonenan' ny vavolombelona; ny Levita, notaritin' Itamara, zanak' i Aarona, mpisorona, no nanao ny fanisana, araka ny teny azony tamin' i Moizy. Voici les comptes de la Demeure - la Demeure du Témoignage - établis sur l' ordre de Moïse, travail des Lévites, par l' intermédiaire d' Itamar, fils d' Aaron, le prêtre.