<-
->

Eks 39:31 And they tied unto it a lace of blue, to fasten it on high upon the mitre; as the Lord commanded Moses. Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin' ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ribà jaky volomparasy no namehezana azy hametrahana azy amin' ny hamama avy ao ambony, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Ils mirent dessus un cordon de pourpre violette, pour le mettre sur le turban, en haut, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.