<-
->

Eks 4:25 Then Zipporah took a sharp stone, and cut off the foreskin of her son, and cast it at his feet, and said, Surely a bloody husband art thou to me. Dia naka fiharatra vato Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia natsipiny teo anilan' ny tongony, ka hoy izy: Efa vady azoko amin' ny fandatsahan-drà ianao. Fa nalain' i Seforà ny fiharatra vato ka noforany ny zanany lahy, dia nakasiny ny tongotr' i Moizy ny nesoriny teo, nataony hoe: Vady tamin-drà ho ahy hianao. Çippora prit un silex, coupa le prépuce de son fils et elle en toucha ses pieds. Et elle dit : " Tu es pour moi un époux de sang. "