<-
->

Eks 4:3 And he said, Cast it on the ground. And he cast it on the ground, and it became a serpent; and Moses fled from before it. Ary hoy Izy: Atsipazo amin' ny tany iny. Dia natsipiny tamin' ny tany ka tonga menarana, dia nandositra azy Mosesy. Ary hoy Iaveh: Atsipazo amin' ny tany iny. Dia natsipiny tamin' ny tany, ka nanjary bibilava; ka vaky nandositra azy Moizy. Jette-le à terre ", lui dit Yahvé. Moïse le jeta à terre, le bâton se changea en serpent et Moïse fuit devant lui.