<-
->

Eks 4:6 And the Lord said furthermore unto him, Put now thine hand into thy bosom. And he put his hand into his bosom: and when he took it out, behold, his hand was leprous as snow. Ary hoy koa Jehovah taminy: Atsofohy ao an-tratranao ny tananao. Dia natsofony tao an-tratrany ny tànany; ary nony notsoahany, dia, indro, efa boka ny tànany ka fotsy tahaka ny oram-panala. Izany no hinoany fa niseho taminao Iaveh Andriamanitry ny razan' izy ireo, dia ny Andriamanitr' i Jakoba. Ary hoy koa Iaveh taminy: Atsofohy ao amin' ny tratranao ny tànanao. Dia natsofony tao amin' ny tratrany ny tànany dia notsoahany avy ao, ka indro rakotry ny habokana hoatra ny oram-panala. Yahvé lui dit encore : " Mets ta main dans ton sein. " Il mit la main dans son sein, puis la retira, et voici que sa main était lépreuse, blanche comme neige.