<-
->

Eks 6:29 That the Lord spake unto Moses, saying, I am the Lord: speak thou unto Pharaoh king of Egypt all that I say unto thee. dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Izaho no Jehovah; koa lazao amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, izay rehetra lazaiko aminao. dia izao no nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy: Izaho no Iaveh: Lazao amin' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, izay rehetra lazaiko aminao. Yahvé dit à Moïse : " Je suis Yahvé. Dis à Pharaon, le roi d'Égypte, tout ce que moi je vais te dire. "