<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:3 | And I appeared unto |
ary tamin' ny anarako hoe Andriamanitra tsitoha no nisehoako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, fa ny anarako hoe Jehovah tsy mbola nahafantarany Ahy, | Efa niseho tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba ho Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra aho; fa mbola tsy nanambara ahy taminy aho araky ny anarako hoe Iaveh. | Je suis apparu à |