<-
->

Eks 6:4 And I have also established my covenant with them, to give them the land of Canaan, the land of their pilgrimage, wherein they were strangers. Ary naoriko taminy koa ny fanekeko hanomezako azy ny tany Kanana, dia ny tany fivahiniany izay efa nivahiniany. Efa nanao fanekem-pihavanana taminy koa aho mba hanomezako azy ireo ny tany Kanaana, izay tany nivahiniany sy nitoerany ho mpivahiny. J' ai aussi établi mon alliance avec eux pour leur donner le pays de Canaan, la terre où ils résidaient en étrangers.