<-
->

Eks 7:18 And the fish that is in the river shall die, and the river shall stink; and the Egyptians shall lothe to drink of the water of the river. Dia ho faty ny hazandrano ao Neily, ka ho maimbo Neily, ary tsy ho tian' ny Egyptiana intsony ny hisotro ny rano ao. ka ny hazandrano ao anaty ony ho faty, ny ony hanjary maimbo; ary ny Ejipsiana harikoriko tsy te-hisotro ny rano eo an' ony. Les poissons du Fleuve crèveront, le Fleuve s' empuantira, et les Égyptiens ne pourront plus boire l' eau du Fleuve. "