<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 7:19 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka ahinjiro ambonin' ny ranon' i Egypta ny tananao, dia ambonin' ny sampan-dranony sy ambonin' ny lahin-dranony, sy ambonin' ny heniheniny, ary ambonin' ny kamoriny rehetra, mba ho tonga rà ireny; ary hisy rà eran' ny tany Egypta rehetra, na amin' ny fitoeran-drano hazo na amin' ny fitoeran-drano vato. | Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Lazao amin' i Aarona hoe: Raiso ny tehinao ary ahinjiro eo ambonin' ny ranon' i Ejipta ny tànanao, dia amin' ny reniranony, amin' ny lakan-dranony, amin' ny dobo aman-kamoriny rehetra. Hanjary rà ireny ka hisy rà amin' ny tany Ejipta manontolo, na amin' ny fasian-drano hazo, na amin' ny fasian-drano vato. |