<-
->

Eks 7:2 Thou shalt speak all that I command thee: and Aaron thy brother shall speak unto Pharaoh, that he send the children of Israel out of his land. Hianao hilaza izay rehetra nandidiako anao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin' i Farao, mba handefasany ny Zanak' Isiraely hiala amin' ny taniny, Hianao moa hilaza izay rehetra handidiako anao; Aarona rahalahinao kosa, hiteny amin' i Faraona mba handefany ny zanak' Israely hiala amin' ny taniny. Toi, tu lui diras tout ce que je t' ordonnerai, et Aaron, ton frère, le répétera à Pharaon pour qu' il laisse les Israélites partir de son pays.