<-
->

Eks 7:23 And Pharaoh turned and went into his house, neither did he set his heart to this also. Dia niverina Farao ka nankao an-tranony, kanefa tsy mba nahoany akory, na dia izany aza. Dia nody Faraona ka nony tonga tany an-tranony, tsy nandinika izany akory tao am-pony. Pharaon s' en retourna et rentra dans sa maison sans même prêter attention à cela.